Index

Proverbs : havozo

Proverb 1Lasa ny varatra vao mitsako havozo. [2.558 #1752]

Proverb 2Sakamalao sy havozo, ka samy mitondra ny hanitra ho azy. [2.165 #313, 2.558 #3802]
Sakamalao sy havozo samy manana ny hanitra entiny. [1.1]
Sakamalao sy havozo : samy mitondra ny hanitra ho azy. [2.415 #4587, 2.653 #2833, 1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza zavatra na olona anankiroa samy manana ny hatsarany ka tsy azo atao hoe "itsy ambany noho iroa", fa "angady mondro sy reniakoho ka izay mananda no resy". [1.1]
Enti-milaza zavatra na olona roa samy manana ny maha-izy azy ka tsy misy ambony na ambany; na zavatra samy manana ny toetra azy manokana avy na dia samy tsara aza. [1.1]
French translationDu gingembre et de l' anis: ils ont chacun leur parfum. [2.165 #313]
Gingembre et avozo qui sent l' anis : chacun porte son parfum particulier. [2.415 #4587]
French interpretationLe sens est : chacun a ses qualités. [2.415]

Index