Index

Proverbs : fantaro

Proverb 1Fantaro ny toe-javatra, fa ao am-pon’ ny vilany, mahamay; ny ao am-pon’ ny siny, mangatsiaka. [2.653 #929]
Ny am-pon’ ny siny mangatsiaka, fa ny am-pon’ ny vilany mafana. [2.653 #2149]
Ny am-pon' ny siny mangatsiaka, fa ny am-pon' ny vilany mahamay. [2.558 #2864]
Ny ao am-pon' ny siny mangatsiaka, fa ny ao am-pon' ny vilany mahamay. [2.165]
Ny ao am-pon' ny siny mangatsiaka, ny ao ampon' ny vilany mahamay. [1.1]
Ny ao am-pon' ny vilany mahamay, ny ao ampon' ny siny mangatsiaka. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny fahasamihafan' ny toetran' ny olona na ny toetran' ny zavatra. [1.1]
Enti-milaza ny fahasamihafan' ny zavatra na dia mitovitovy ety ivelany aza, arakaraka ny toetra nikendrena azy na ny asa iandraiketany avy. [1.1]
French translationCe qui est dans la cruche est froid, mais ce qui est dans la marmite est chaud. [2.165]
French interpretationPourtant les deux sont en argile. [2.165]

Proverb 2Hady voanjo hariva : fantaro ny mena volo hongotana. [2.415 #3250, 2.558 #1237, 2.653 #999]
French translationQuand vous arrachez les arachides à coups de bêche le soir, distinguez bien celles qui ayant déjà la couleur rouge, sont bonnes à arracher. [2.415 #3250]
French interpretationSe disait des affaires embrouillées et mal étudiées ; autre sens : choisir le meilleur parti. [2.415 #3250]

Index