Index

Proverbs : famindra

Proverb 1Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [2.558 #900]

Proverb 2Bingo ny mpitarika ka tailam-pamindra ny mpanaraka. [2.558 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [2.415 #762, 2.653 #772, 1.1]
Malagasy interpretationIzay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [1.1]
French translationConduit par un bancal on ne marche pas droit. [2.415 #762]
French interpretationSe disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [2.415 #762]

Proverb 3Mitovy ny tarehy, fa ny famindra no samihafa. [2.415 #1662, 2.653 #1892, 2.165]
Mitovy tarehy fa ny famindra no samy hafa. [2.558]
Malagasy interpretationNy toetra no samy manana ny azy. [2.558]
French translationLes figures sont semblables mais la démarche est différente. [2.415 #1662]
Le visage est le même, mais la démarche est différente. [2.165]

Index