Index

Proverbs : bitika

Proverb 1Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina. [1.147 #T61]
Tentèña ambenan' akoma: raha bitika be raha miambina. [2.165]
Malagasy interpretationTsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. [2.165]

Proverb 2Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña, fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona. [2.165]
Malagasy interpretationTsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [2.165]

Index