Index

Proverbs : antsantsa

Proverb 1Antsantsa an-drano, ny fanantsana tsy miboso. [1.147 #A89]

Proverb 2Milefa voay sendra antsantsa. [1.147 #M129]

Proverb 3Voay mahita antsantsa : manano mody maty. [1.147 #V76]

Index