Index

Proverbs : anti-dahy

Proverb 1Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana. [1.147 #A81]
Antidahy kendan-drano: lany raha niangoana. [2.165]
Malagasy interpretationAnti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [2.165]

Proverb 2Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726]
French translationFier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837]

Proverb 3Manao anti-dahy be : tahina, tomany. [2.415 #1831]
French translationFaire comme les vieillards : on les soigne et ils pleurent. [2.415 #1831]
French interpretationSe disait des gens qui ne sont jamais contents. [2.415 #1831]

Index