Index

Proverbs : aninona

Proverb 1Andringitra anie ka saro-javatra : ny zavatra moa no haninona fa hianao no tia katsakatsaka. [2.558]
Andringitra anie koa saro-javatra : ny zavatra moa no haninona, fa hianao no tia katsakatsaka. [2.415 #66, 2.165]
French translationComme c' est l' Andringitra, il est dangereux à cause des esprits; pourtant ils ne vous feraient rien si vous n' y alliez rôder (.... ce qui peut-être les dérange). [2.165]
Montagne Andringitra dont le séjour est impossible à cause des esprits : les esprits ne feraient rien, c' est vous qui cherchez le danger. [2.415 #66]
French interpretationIl ne faut pas s'exposer au ressentiment des Vazimba qui hantent l'Andringitra, au nord-ouest de Tananarive. [2.415 #66]

Proverb 2Maika haninona no mitsoka embana? [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona very saina noho ny hamehana ka manao ny tsy tokony hatao. [1.1]

Index