Index

Proverbs : angola

Proverb 1Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.558 #3485, 1.1]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.653 #2596]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako. [2.415 #1324]
Malagasy interpretationEnti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony. [1.1]
French translationC' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche. [2.415 #1324]
French interpretationL'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai. [2.415 #1324]

Proverb 2Tia ihany, ka be angola. [2.653]
Tia ihany ka be safary. [2.558 #4129, 2.653]

Index