Index

Proverbs : andoavana

Proverb Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [Samson 1965 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]

Proverb Taizan' amboabe, ka ny tsy vokin' ny nono andoavana. [Rinara 1974 #4000]
Taizan' amboabe: ny tsy voky ny nono andoavana. [Cousins 1871 #2978]

Index