Index

Proverbs : Ambato

Proverb Mangazana ovy am-bato. [Samson 1965 #M59]

Proverb Ovy am-bato ñy olona: raha mieto fa tsy tapitra. [Houlder 1895]
Ovy am-bato : raha maito fa tsy tapitra. [Samson 1965 #O30]
Malagasy interpretation Toy ny ovy am-bato ny olona: maniry ihany fa tsy tomombana. [Houlder 1895]

Proverb Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [Samson 1965 #P7]

Index