Index

Proverbs : amatorana

Proverb 1Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : vonona raha hamatorana. [1.147 #M141]
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra: voñona hafatotra hamatorana. [2.165]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra, ka vonona ny tady hamatorana. [2.558 #2637]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra : vonona ny kofehy hamatorana. [2.415 #4307, 2.653 #1998]
Malagasy interpretationMpaka rofia nahazo mpangalatra: vonona ny kofehy hamatorana. [2.165]
French translationQuand un marchand de raphia arrête un voleur, il a le lien tout prêt pour le garrotter. [2.415 #4307]

Proverb 2Salaka namatorana osy, ny osy lasa, ny salaka tapaka. [2.558 #3824, 2.653 #2842]

Index