Index

Proverbs : ala nenina

Proverb 1Ala nenina amy ny ho faty ny fanafody ; alanenina amy ny ho very ny lositra. [2.653 #86]
Ala nenina amin' ny ho faty ny fanafody. [2.558 #105]

Proverb 2Ala nenina amin' ny ho very ny lositra. [2.558 #106]

Proverb 3Ala nenin' ny mandositra ny hazakazaka mafy. [2.558 #105, 2.653 #87]

Proverb 4Na ao aza ny afa-doha, ny loha ve tsy hanelo, na ao aza ny afa-drà dia ala nenina izany fa tsy ody faty. [2.558]

Proverb 5Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany. [2.165 #2090, 2.415 #2816]
Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany, fa ny maty tsy vita ala nenina dia avo telo heny ny alahelo. [2.558]
French translationIl est bon de guérir sans prendre de remèdes. [2.415 #2816]
Il n' est pas mauvais de guérir sans prendre de remèdes. [2.165]

Proverb 6Sikidin-dRandranobe : tsy ody faty, fa ala nenina. [2.415 #137, 2.653 #2892]
Sikidin-dRandranobe : tsy ody fitia fa ala nenina. [2.558 #3880]
French translationSikidy de vieille : on ne consulte pas le sidiky pour conserver la vie, mais pour en avoir le coeur net. [2.415]
French interpretationIl faut faire son possible. [2.415 #137]

Index