<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 9:21 | And |
Dia namaly Saoly ka nanao hoe: Tsy Benjamita va aho, avy amin' ilay kely indrindra amin' ny firenen' Isiraely? ary tsy kely indrindra va ny mpianakaviko eo amin' ny mpianakavin' ny firenen' i Benjamina rehetra? ka nahoana no miteny amiko toy izany ianao? | Ka hoy ny navalin' i Saola: Moa tsy Benjamita aho, amin' ny kely indrindra amin' ny fokon' Israely? Ary amin' ny fokon' i Benjamina moa tsy dia ny fianakaviako va no kely indrindra! Ka ahoana ange no nilazanao teny toy izany tamiko? |