<-
->

1Sm / 1Sam 7:7 And when the Philistines heard that the children of Israel were gathered together to Mizpeh, the lords of the Philistines went up against Israel. And when the children of Israel heard it, they were afraid of the Philistines. Ary rehefa ren' ny Filistina fa efa vory tany Mizpa ny Zanak' Isiraely, dia niakatra hamely azy ireo andrianan' ny Filistina. Ary nony nandre izany ny Zanak' Isiraely, dia raiki-tahotra izy noho ny Filistina. Ren' ny Filistina fa nivory tany Masfà ny zanak' Israely ka niakatra ny andrianan' ny Filistina hamely an' Israely. Nandre izany ny zanak' Israely ka raiki-tahotra ny Filistina izy ireo, Lorsque les Philistins surent que les Israélites s'étaient rassemblés à Miçpa, les princes des Philistins montèrent à l' attaque d' Israël. Les Israélites l' apprirent et ils eurent peur des Philistins.