<-
->

1Sm / 1Sam 7:16 And he went from year to year in circuit to Bethel, and Gilgal, and Mizpeh, and judged Israel in all those places. Ary nandeha isan-taona isan-taona izy nitety any Betela sy Gilgala ary Mizpa ka nitsara ny Isiraely teo amin' ireo tanàna rehetra ireo. Isan-taona, dia nandeha izy nitety an' i Betela sy Galgalà ary Masfà ka nitsara an' Israely tamin' ireo fitoerana rehetra ireo. Il allait chaque année faire une tournée par Béthel, Gilgal, Miçpa, et il jugeait Israël en tous ces endroits.