<-
->

1Sm / 1Sam 7:14 And the cities which the Philistines had taken from Israel were restored to Israel, from Ekron even unto Gath; and the coasts thereof did Israel deliver out of the hands of the Philistines. And there was peace between Israel and the Amorites. Ary ny tanàna izay efa nalain' ny Filistina tamin' ny Isiraely dia azon' ny Isiraely indray, hatrany Ekrona ka hatrany Gata; ary ny faritanin' ireo dia nalain' ny Isiraely tamin' ny tanan' ny Filistina koa. Ary nihavana ny Isiraely sy ny Amorita. Ka ny tanàna nalain' ny Filistina tamin' Israely, tafaverina amin' Israely indray, hatrany Akarona ka hatrany Geta; ny faritanin' izy ireo dia nalain' Israely teo an-tànan' ny Filistina. Ary ny Amoreana, nihavana tamin' Israely. Les villes que les Philistins avaient prises à Israël lui firent retour depuis Éqrôn jusqu'à Gat, et Israël délivra leur territoire de la main des Philistins. Il y eut paix entre Israël et les Amorites.