<-
->

1Sm / 1Sam 7:10 And as Samuel was offering up the burnt offering, the Philistines drew near to battle against Israel: but the Lord thundered with a great thunder on that day upon the Philistines, and discomfited them; and they were smitten before Israel. Ary raha mbola nanatitra ny fanatitra dorana Samoela, dia nanatona ny Filistina hiady amin' ny Isiraely; fa Jehovah nampikotrokorana mafy tamin' ny Filistina tamin' izany andro izany ka nampifanaritaka azy, dia resy teo anoloan' ny Isiraely izy. Mbola manatitra ny sorona dorana eo Samoela, no tamy hamely an' Israely ny Filistina; fa nampikotroka mafy ny varatra tamin' ny Filistina kosa Iaveh tamin' izay andro izay, ka nampifanaritaka azy; dia resy teo anoloan' Israely. Pendant que Samuel offrait l' holocauste, les Philistins engagèrent le combat contre Israël, mais Yahvé, ce jour-là, tonna à grand fracas sur les Philistins, il les frappa de panique et ils furent battus devant Israël.