<-
->

1Sm / 1Sam 5:10 Therefore they sent the ark of God to Ekron. And it came to pass, as the ark of God came to Ekron, that the Ekronites cried out, saying, They have brought about the ark of the God of Israel to us, to slay us and our people. Ary dia naterin' ny olona nankany Ekrona ny fiaran' Andriamanitra. Ary raha vao tonga tany Ekrona ny fiaran' Andriamanitra, dia nitaraina ny Ekronita nanao hoe: Efa nafindran' ny olona ho atý amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely hahafaty antsika sy ny firenentsika. Tamin' izany dia nalefany hankany Akarona ny fiaran' Andriamanitra. Vao niditra tao Akarona ny fiaran' Andriamanitra, dia nibabababa ny Akaronita nanao hoe: Nentiny taty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely mba hahafaty antsika sy ny firenentsika. Ils envoyèrent alors l' arche de Dieu à Éqrôn, mais lorsque l' arche de Dieu arriva à Éqrôn, les Éqronites s'écrièrent : " Ils m' ont amené l' arche du Dieu d' Israël pour me faire périr moi et mon peuple! "