<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:2 | And the |
Dia nilahatra ny Filistina hiady amin' ny Isiraely; ary rehefa raikitra ny ady, dia resin' ny Filistina ny Isiraely, ka nahafatesany tokony ho efatra arivo lahy ny miaramila nilahatra tany an-tsaha. | Ary nony nilahatra hiady tamin' Israely ny Filistina, ka rafitra ny ady, dia resin' ny Filistina Israely, nahafatesany sahabo ho efatra arivo ny olona nilahatra hiady teo amin' ny tany lemaka. | Les |