<-
->

1Sm / 1Sam 2:22 Now Eli was very old, and heard all that his sons did unto all Israel; and how they lay with the women that assembled at the door of the tabernacle of the congregation. Ary efa antitra indrindra Ely, ary izy nandre izay rehetra nataon' ny zananilahy tamin' ny Isiraely rehetra sy ny nandriany tamin' ireo vehivavy izay nanompo teo amin' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana. Efa antitra dia antitra Helì, ary nandre ny nataon' ny zanany tamin' Israely rehetra izy, sy ny nandriany tamin' ny vehivavy nanompo teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana, Bien qu'Éli fût très âgé, il était informé de tout ce que ses fils faisaient à tout Israël.