<-
->

Apo / Ap 20:6 Blessed and holy is he that hath part in the first resurrection: on such the second death hath no power, but they shall be priests of God and of Christ, and shall reign with him a thousand years. Sambatra sy masina izay manana anjara amin' ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan' ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron' Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona. Sambatra sy masina izay manana anjara amin' ny fitsanganana voalohany! Tsy mba hanam-pahefana amin' izy ireo ny fahafatesana faharoa, fa ho mpisoron' Andriamanitra sy ny Kristy izy, ka hiara-manjaka aminy arivo taona. Heureux et saint celui qui participe à la première résurrection ! La seconde mort n' a pas pouvoir sur eux, mais ils seront prêtres de Dieu et du Christ avec qui ils régneront mille années.