<-
->

2Jn / 2Jo 1:9 Whosoever transgresseth, and abideth not in the doctrine of Christ, hath not God. He that abideth in the doctrine of Christ, he hath both the Father and the Son. Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin' ny fampianaran' i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin' ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka. Izay rehetra tafahoatra fa tsy mitoetra amin' ny fampianaran' ny Kristy dia tsy manana an' Andriamanitra; fa izay mitoetra amin' ny fampianarana no manana ny Ray sy ny Zanaka.