<-
->

Mts / Mpits 20:22 And the people the men of Israel encouraged themselves, and set their battle again in array in the place where they put themselves in array the first day. Fa nifanome toky ny lehilahy amin' ny Isiraely ka nilahatra hiady indray teo amin' ilay nilaharany tamin' ny andro voalohany. Nohamafisin' ny vahoaka dia ny lehilahy amin' Israely anefa ny herim-pony ka nilahatra hiady teo amin' ny fitoerana nialaharany tamin' ny andro voalohany indray izy. Alors l' armée des gens d' Israël reprit courage et de nouveau se rangea en bataille au même endroit que le premier jour.