<-
->

Mts / Mpits 2:22 That through them I may prove Israel, whether they will keep the way of the Lord to walk therein, as their fathers did keep it, or not. mba hizahako toetra ny Isiraely amin' ireny, na hitandrina ny lalan' i Jehovah ka handeha amin' izany araka izay nitandreman' ny razany izany izy, na tsia. ireo no hizahako toetra an' Israely, na hazoto hanaraka ny làlan' ny Tompo izy, toy ny nahazoto ny razany, na tsia. afin de mettre par elles Israël à l'épreuve, pour voir s' il suivra ou non les chemins de Yahvé comme les ont suivis ses pères.