<-
->

Mts / Mpits 2:14 And the anger of the Lord was hot against Israel, and he delivered them into the hands of spoilers that spoiled them, and he sold them into the hands of their enemies round about, so that they could not any longer stand before their enemies. Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka natolony teo an-tànan' ny mpamabo izay namabo azy izy, ary namidiny ho eo an-tànan' ny fahavalony manodidina azy ka tsy nahajanona teo anoloan' ny fahavalony intsony. Dia nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo ka natolony ho eo an-tànan' ny fahavalony manodidina azy, ary tsy nahatanty ny fahavalony intsony. Alors la colère de Yahvé s' enflamma contre Israël. Il les abandonna à des pillards qui les dépouillèrent, il les livra aux ennemis qui les entouraient et ils ne purent plus tenir devant leurs ennemis.