<-
->

Mts / Mpits 2:10 And also all that generation were gathered unto their fathers: and there arose another generation after them, which knew not the Lord, nor yet the works which he had done for Israel. Ary izany taranaka rehetra izany koa dia voangona any amin' ny razany; ary taranaka hafa, izay tsy nahalala an' i Jehovah na ny asa efa nataony ho an' ny Isiraely, no nitsangana nandimby azy. Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; ka taranaka hafa, tsy nahalala an' ny Tompo na ny asa nataony ho an' Israely, no nitsangana nandimby azy. Et quand cette génération à son tour fut réunie à ses pères, une autre génération lui succéda qui ne connaissait point Yahvé ni ce qu' il avait fait pour Israël.