<-
->

Mts / Mpits 18:29 And they called the name of the city Dan, after the name of Dan their father, who was born unto Israel: howbeit the name of the city was Laish at the first. Ary ny anaran' ny tanàna nataony hoe Dana, araka ny anaran' i Dana rainy, izay naterak' Isiraely; kanefa Laisy no anaran' ny tanàna taloha. ary ny anarany nataony hoe Dana, araka ny anaran' i Dana, rainy, izay naterak' Israely; fa Laïsa kosa no anaran' ny tanàna taloha. et ils l' appelèrent Dan, du nom de Dan leur père qui était né d' Israël. A l' origine pourtant la ville s' appelait Laïsh.