<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 14:4 | But his father and his mother knew not that it was of the |
Fa tsy fantatry ny rainy sy ny reniny fa avy tamin' i Jehovah izany, satria nitady izay hiadiany tamin' ny Filistina Izy; fa tamin' izany andro izany ny Filistina no nanapaka ny Isiraely. | Tsy nahalala rainy aman-dreniny fa avy amin' Andriamanitra izany, satria izy nitady antony hananganan' ny Filistina ady. Nanapaka an' Israely tamin' izany andro izany ny Filistina. | Son père et sa mère ne savaient pas que cela venait de |