<-
->

Mts / Mpits 13:5 For, lo, thou shalt conceive, and bear a son; and no razor shall come on his head: for the child shall be a Nazarite unto God from the womb: and he shall begin to deliver Israel out of the hand of the Philistines. Fa, indro, hanan' anaka ianao ka hiteraka zazalahy; ary tsy mba hokasihin-kareza ny lohany; fa ho Nazirita ho an' Andriamanitra hatrany an-kibo ny zaza; ary izy no hanomboka hamonjy ny Isiraely amin' ny tanan' ny Filistina. fa hanana anaka hianao, ka hitera-dahy. Tsy hokasihin-kareza ny lohany, fa io zaza io ho nazarean' Andriamanitra hatrany am-bohoka; ary izy no hanomboka hanafaka an' Israely amin' ny tànan' ny Filistina. Car tu vas concevoir et tu enfanteras un fils. Le rasoir ne passera pas sur sa tête, car l' enfant sera nazir de Dieu dès le sein de sa mère. C' est lui qui commencera à sauver Israël de la main des Philistins. "