<-
->

Mts / Mpits 13:1 And the children of Israel did evil again in the sight of the Lord; and the Lord delivered them into the hand of the Philistines forty years. Ary ny Zanak' Isiraely nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah indray, ka dia natolotr' i Jehovah teo an-tànan' ny Filistina efa-polo taona izy. Ary nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo indray ny zanak' Israely ka natolotry ny Tompo eo an-tànan' ny Filistina, nandritra ny efapolo taona. Les Israélites recommencèrent à faire ce qui est mal aux yeux de Yahvé, et Yahvé les livra aux mains des Philistins pendant quarante ans.