<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 11:9 | And |
Dia hoy Jefta tamin' ny loholon' i Gileada: Raha ho entinareo mody indray aho mba hiady amin' ny taranak' i Amona, ka hatolotr' i Jehovah eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo? | Izao no navalin' i Jefte tamin' ny loholon' i Galaada: Raha entinareo miverina hiady amin' ny taranak' i Amona aho, ka atolotry ny Tompo eo an-tànako izy, dia izaho no ho filohanareo? |