<-
->

Mts / Mpits 11:36 And she said unto him, My father, if thou hast opened thy mouth unto the Lord, do to me according to that which hath proceeded out of thy mouth; forasmuch as the Lord hath taken vengeance for thee of thine enemies, even of the children of Ammon. Fa hoy ny zananivavy taminy: Ry dada ô, raha niloa-bava tamin' i Jehovah ary ianao, dia ataovy amiko araka izay naloaky ny vavanao, satria Jehovah efa namaly ny taranak' i Amona fahavalonao ho anao. Dia hoy izy taminy: Dada ô, efa niloa-bava tamin' ny Tompo hianao, ka ataovy amiko araka izay naloaky ny vavanao, satria efa novalian' ny Tompo ny nataon' ny taranak' i Amona fahavalonao taminao. Elle lui répondit : " Mon père, tu t' es engagé envers Yahvé, traite-moi selon l' engagement que tu as pris, puisque Yahvé t' a accordé de te venger de tes ennemis, les Ammonites. "