<-
->

Mts / Mpits 10:9 Moreover the children of Ammon passed over Jordan to fight also against Judah, and against Benjamin, and against the house of Ephraim; so that Israel was sore distressed. Ary nita an' i Jordana ny taranak' i Amona mba hiady koa amin' ny Joda sy ny Benjamina ary ny taranak' i Efraima; ka dia nahantra indrindra ny Isiraely. Ny taranak' i Amona nita an' i Jordany hamely an' i Jodà sy Benjamina mbamin' ny taranak' i Efraima ka dia tra-pahoriana mafy Israely. Les Ammonites passèrent le Jourdain pour combattre aussi Juda, Benjamin et la maison d'Éphraïm, et la détresse d' Israël devint extrême.