<-
->

Mts / Mpits 10:8 And that year they vexed and oppressed the children of Israel: eighteen years, all the children of Israel that were on the other side Jordan in the land of the Amorites, which is in Gilead. Ary nampahory sy nanorotoro ny Zanak' Isiraely ireo tamin' izany taona izany: valo ambin' ny folo taona no nampahoriany ny Zanak' Isiraely rehetra, izay tany an-dafin' i Jordana, tany amin' ny tanin' ny Amorita any Gileada. Nampahorian' ireo sy notorotoroin' ireo tamin' izany ny zanak' Israely; ary nampahoriany valo ambin' ny folo taona ny zanak' Israely rehetra, izay nonina tany an-dafin i Jordany amin' ny tanin' ny Amoreana, any Galaada. Ceux-ci écrasèrent et opprimèrent les Israélites à partir de cette année-là pendant dix-huit ans, tous les Israélites qui habitaient au-delà du Jourdain, dans le pays amorite en Galaad.