<-
->

Mts / Mpits 10:6 And the children of Israel did evil again in the sight of the Lord, and served Baalim, and Ashtaroth, and the gods of Syria, and the gods of Zidon, and the gods of Moab, and the gods of the children of Ammon, and the gods of the Philistines, and forsook the Lord, and served not him. Ary ny Zanak' Isiraely dia nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah indray ka nanompo ireo Bala sy Astarta sy ny andriamanitr' i Syria sy ny andriamanitr' i Sidona sy ny andriamanitr' i Moaba sy ny andriamanitry ny taranak' i Amona ary ny andriamanitry ny Filistina, dia nahafoy an' i Jehovah izy ka tsy nanompo Azy. Ary nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo ny zanak' Israely. Izy ireo nanompo ny Baala sy ny Astarte, ny andriamanitr' i Siria, ny andriamanitr' i Sidona, ny andriamanitr' i Moaba, ny andriamanitry ny taranak' i Amona, ary ny andriamanitry ny Filistina, ary nandao an' ny Tompo sy tsy nanompo azy intsony. Les Israélites recommencèrent à faire ce qui est mal aux yeux de Yahvé. Ils servirent les Baals et les Astartés, ainsi que les dieux d' Aram et de Sidon, les dieux de Moab, ceux des Ammonites et des Philistins. Ils abandonnèrent Yahvé et ne le servirent plus.