<-
->

Mts / Mpits 10:10 And the children of Israel cried unto the Lord, saying, We have sinned against thee, both because we have forsaken our God, and also served Baalim. Dia nitaraina tamin' i Jehovah ny Zanak' Isiraely ka nanao hoe: Efa nanota taminao izahay, satria efa nahafoy an' Andriamanitray ka nanompo ireo Bala. Koa dia velon-taraina tamin' ny Tompo ny zanak' Israely, nanao hoe: Nanota taminao izahay, fa nahafoy ny Andriamanitray, ka nanompy ny Baala. Alors les Israélites crièrent vers Yahvé, disant : " Nous avons péché contre toi, car nous avons abandonné Yahvé notre Dieu pour servir les Baals. "