<-
->

Mts / Mpits 10:1 And after Abimelech there arose to defend Israel Tola the son of Puah, the son of Dodo, a man of Issachar; and he dwelt in Shamir in mount Ephraim. Ary taorian' i Abimeleka dia nitsangana hamonjy ny Isiraely Tola, zanak' i Dodo, lehilahy avy tamin' ny Isakara; ary mponina tao Samira any amin' ny tany havoan' i Efraima izy. Tolà zanak' i Foà, zanak' i Dodao, lehilahy amin' Isakara, no nitsangana hamonjy an' Israely, taorian' i Abimeleka. Tany Samira amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy no nonina. Après Abimélek, se leva pour sauver Israël Tola, fils de Pua, fils de Dodo. Il était d' Issachar et il habitait Shamir dans la montagne d'Éphraïm.