<-
->

Mts / Mpits 1:16 And the children of the Kenite, Moses' father in law, went up out of the city of palm trees with the children of Judah into the wilderness of Judah, which lieth in the south of Arad; and they went and dwelt among the people. Ary ny taranak' ilay Kenita, zaodahin' i Mosesy dia niara-niakatra tamin' ny taranak' i Joda niala tao amin' ny tanàna be rofia hankany an-efitr' i Joda, atsimon' i Arada nandeha ireo ka nonina teo amin' ny Isiraely. Niara-niakatra tamin' ny taranak' i Jodà, avy any amin' ny tanànan-drofia, ny taranak' ilay Kineana zaodahin' i Moizy, nankany amin' ny efitr' i Jodà, atsimon' i Arada: ka tonga niara-nonina tamin' ny vahoaka izy. Les fils de Hobab, le Qénite, beau-père de Moïse, montèrent de la ville des Palmiers avec les fils de Juda jusqu' au désert de Juda qui est dans le Négeb d' Arad, et ils vinrent habiter avec le peuple.