<-
->

1Jn / 1Jo 5:6 This is he that came by water and blood, even Jesus Christ; not by water only, but by water and blood. And it is the Spirit that beareth witness, because the Spirit is truth. Izy ilay avy tamin' ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin' ny rano ihany, fa tamin' ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. Dia izy no ilay avy tamin' ny rano sy ny rà; tsy tamin' ny rano ihany, fa tamin' ny rano sy ny rà; ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. C' est lui qui est venu par eau et par sang : Jésus Christ, non avec l' eau seulement mais avec l' eau et avec le sang. Et c' est l' Esprit qui rend témoignage, parce que l' Esprit est la Vérité.