<-
->

1Jn / 1Jo 5:20 And we know that the Son of God is come, and hath given us an understanding, that we may know him that is true, and we are in him that is true, even in his Son Jesus Christ. This is the true God, and eternal life. Ary fantatsika fa tonga ny Zanak' Andriamanitra ka efa nanome antsika ny fahazavan-tsaina, mba ho fantatsika ilay marina; ary isika ao amin' ilay marina, dia ao amin' i Jesosy Kristy Zanany. Izy no Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay. Ary fantatsika fa tonga ny Zanak' Andriamanitra, ka nanome fahazavan-tsaina antsika, mba hahalalantsika an' Andriamanitra marina; ary ao amin' izany Andriamanitra marina izany isika; satria ao amin' i Jeso-Kristy Zanany izay Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay. Nous savons que le Fils de Dieu est venu et qu' il nous a donné l' intelligence afin que nous connaissions le Véritable. Nous sommes dans le Véritable, dans son Fils Jésus Christ. Celui-ci est le Dieu véritable et la Vie éternelle.