<-
->

1Jn / 1Jo 4:2 Hereby know ye the Spirit of God: Every spirit that confesseth that Jesus Christ is come in the flesh is of God: Izao no ahafantaranareo ny Fanahin' Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin' ny nofo Jesosy Kristy no avy amin' Andriamanitra; Izao no ahafantarana ny fanahy avy amin' Andriamanitra: ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga nofo Jeso-Kristy dia avy amin' Andriamanitra. A ceci reconnaissez l' esprit de Dieu : tout esprit qui confesse Jésus Christ venu dans la chair est de Dieu ;