<-
->

2Pe / 2P 1:11 For so an entrance shall be ministered unto you abundantly into the everlasting kingdom of our Lord and Saviour Jesus Christ. fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ho any amin' ny fanjakana mandrakizay, izay an' i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy antsika. Ary amin' izany dia homena fidirana malalaka amin' ny fanjakan' i Jeso-Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika hianareo. Car c' est ainsi que vous sera largement accordée par surcroît l' entrée dans le Royaume éternel de notre Seigneur et Sauveur Jésus Christ.