<-
->

1Pe / 1P 4:1 Forasmuch then as Christ hath suffered for us in the flesh, arm yourselves likewise with the same mind: for he that hath suffered in the flesh hath ceased from sin; Koa satria niaritra tamin' ny nofo Kristy, dia alao mba ho fiadianareo izany saina izany; fa izay niaritra tamin' ny nofo dia efa afaka tamin' ny ny ota; Koa noho ny Kristy efa nijaly tamin' ny nofo ho antsika àry, dia raiso ho fidiana izao hevitra izao: izay nijaly tamin' ny nofo dia nitsahatra tamin' ny ota, Le Christ ayant donc souffert dans la chair, vous aussi armez-vous de cette même pensée, à savoir : celui qui a souffert dans la chair a rompu avec le péché,