<-
->

Heb 5:5 So also Christ glorified not himself to be made an high priest; but he that said unto him, Thou art my Son, to day have I begotten thee. Dia toy izany koa Kristy: tsy Izy no nanandratra ny tenany ho Mpisoronabe, fa Ilay nanao taminy hoe: "Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany" (Sal.2.7); Dia toy izany koa ny Kristy, fa tsy izy no nanandra-tena ho mpisorombe, fa ilay nanao taminy hoe: Zanako hianao, izaho no niteraka anao androany; De même ce n' est pas le Christ qui s' est attribué à soi-même la gloire de devenir grand prêtre, mais il l' a reçue de celui qui lui a dit : Tu es mon fils, moi, aujourd' hui, je t' ai engendré ;