<-
->

Heb 10:5 Wherefore when he cometh into the world, he saith, Sacrifice and offering thou wouldest not, but a body hast thou prepared me: Koa nony niditra tamin' izao fiainana izao Izy, dia nanao hoe: "Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba nilainao, Fa tena no namboarinao ho Ahy; Noho izany indrindra, nony niditra tamin' izao tontolo izao ny Kristy dia nanao hoe: Tsy nilainao ny sorona sy ny fanatitra, fa namboatra vatana ho ahy hianao; C' est pourquoi, en entrant dans le monde, le Christ dit : Tu n' as voulu ni sacrifice ni oblation ; mais tu m' as façonné un corps.