<-
->

1Tm 6:13 I give thee charge in the sight of God, who quickeneth all things, and before Christ Jesus, who before Pontius Pilate witnessed a good confession; Izaho mananatra anao eo anatrehan' Andriamanitra, Izay mamelona ny zavatra rehetra, ary eo anatrehan' i Kristy Jesosy, Izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan' i Pontio Pilato, Izao no ananarako anao eo anatrehan' Andriamanitra, mpamelona ny zavatra rehetra, sy ny Kristy Jeso, izay vavolombelona nanao ilay fanekena fatratra faha-Pontsy-Pilaty: Je t' en prie devant Dieu qui donne la vie à toutes choses et devant le Christ Jésus qui, sous Ponce Pilate, a rendu son beau témoignage,