<-
->

1Tm 4:6 If thou put the brethren in remembrance of these things, thou shalt be a good minister of Jesus Christ, nourished up in the words of faith and of good doctrine, whereunto thou hast attained. Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin' izany zavatra izany ianao, dia ho mpanompo tsara an' i Kristy Jesosy, tezaina amin' ny tenin' ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao. Izany no ampianaro ny rahalahy, dia ho mpandraharaha tsaran' ny Kristy Jeso hianao, mivelona amin' ny teny finoana mbamin' ny fampianarana tsara efa narahinao. Si tu exposes cela aux frères, tu seras un bon serviteur du Christ Jésus, nourri des enseignements de la foi et de la bonne doctrine dont tu t' es toujours montré le disciple fidèle.