<-
->

2Te / 2Tes 3:12 Now them that are such we command and exhort by our Lord Jesus Christ, that with quietness they work, and eat their own bread. Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin' i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara amin' ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany. Mandidy sy mananatra izany olona izany ao amin' i Jeso-Kristy Tompo izahay, mba hiasa amim-piadanana, ka hihinana ny azy ihany. Ceux-là, nous les invitons et engageons dans le Seigneur Jésus Christ à travailler dans le calme et à manger le pain qu' ils auront eux-mêmes gagné.