<-
->

Jos 9:6 And they went to Joshua unto the camp at Gilgal, and said unto him, and to the men of Israel, We be come from a far country: now therefore make ye a league with us. Dia nankany amin' i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin' ny Isiraelita nanao hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny mba manaova fanekena aminay ianareo. Dia nankany amin' i Josoe tao an-toby tany Galgalà izy ireo, ka niteny taminy sy tamin' ny lehilahy rehetra tamin' Israely hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koan ankehitriny, aoka mba hanao fanekena aminay hianareo. Ils arrivèrent au camp de Gilgal, auprès de Josué, et lui dirent ainsi qu' aux hommes d' Israël : " Nous venons d' un pays lointain, faites donc alliance avec nous. "