<-
->

Jos 9:5 And old shoes and clouted upon their feet, and old garments upon them; and all the bread of their provision was dry and mouldy. ary kapa tonta sady nitampintampina teo amin' ny tongony, ary lamba tonta notafiny; ary efa maina sy bobongolo ny mofo rehetra izay vatsiny. kapa tranainy sy mitampintampina no teo amin' ny tongony, lamba tonta no teo an-kodiny, ny mofo hohaniny dia maina sy efa potipotika avokoa. Ils avaient à leurs pieds de vieilles sandales rapiécées, et sur eux de vieux habits. Tout le pain qu' ils emportaient pour leur nourriture était durci et réduit en miettes.